Letras de canciones traducidas al español, traducción de letras de música
Top Letras
Artista / Grupo
>
Título de la canción
espanol
Busca una letra de una canción traducida al idioma que quieras! Letras traducidas al español, al portugués,...
Artistas:
A
B
C
D
E
F
G
H
I
J
K
L
M
N
O
P
Q
R
S
T
U
V
W
X
Y
Z
0
1
2
3
4
5
6
7
8
9
INICIO >
NATIONAL ANTHEM
> MADAGASCAR NATIVE ANTHEM TEXT EN ESPAñOL
Letra Madagascar Native Anthem Text de National Anthem original
I
Ry Tanindrazanay malala !
Ry Madagasikara soa
Ny fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao doria tokoa
Fiverenana
Tahionao, ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.
II
Ry Tanindrazanay malala !
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay,
'Zay sarobidy sy mendrika tokoa.
III
Ry Tanindrazanay malala!
Irinay mba hitahiana anao,
Ka ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao.
Sent by Carlos André Pereira da Silva Branco
Letra Madagascar Native Anthem Text de National Anthem en español
Yo Ry graves Tanindrazanay! Ry Madagasikara SOA Ny tsy fitiavanay ANAO Miala, FA Doria ho ANAO tokoa Fiverenana Tahionao, ry Zanahary Nosin-dad dad dRazanay Sy Ho Hiadana finaritra Él! Sambatra tokoa izahay. II Ry graves Tanindrazanay! MBA Irinay hanompoana ANAO F sy ny Tena fanahy anananay, 'Zay sarobidy mendrika tokoa sy. III Ry graves Tanindrazanay! MBA Irinay hitahiana ANAO, Usted izao tontolo ligero mareo Nahary izao No fototra ijoroan'ny satanao. Enviado por Carlos André Pereira da Silva, Branco
TraduceLetras.net
- Copyright 2009 - Letras de canciones traducidas. Letras en espanol (castellano), letras en portugués, letras en inglés,...
Contactar
Aviso Legal
Páginas Amigas:
Letras en español
Letras de Canciones
Acordes y Tablaturas
Letras de Musica